Lyrics 'Zay - Hatramin'izao

Singer
Song title
Hatramin'izao
Date added
27.02.2019 | 14:20:04
Views 27
0 people consider the lyrics to be true
0 people consider the lyrics of the song incorrect

The lyrics of the song are provided for your reference 'Zay - Hatramin'izao, and also a translation of a song with a video or clip.

Ho tsahiviko androany

Ilay andro nandravana ilay fitiavantsika
Tsy misy nety handefitra
Samy nirintona
Dia tapaka teo,
‘lay tantara Nofaranana fa hoe : Tsy anjara !

Ref :
Hatramin’izao aho tsy mino
Fa hoe iza sy ianao hifanadino
Ka hizara ilay làlana Ho sampanana

Hatramin’iny ka hatramin’izao
Ny foko mbola tia anao
Saingy hokoboniko ho ahy samirery
Satria fitia tsy an-tery.
Я буду помнить сегодня

День, когда наша любовь была уничтожена
Никто не доволен
Все хвосты
И это развалилось,
Закрытая история Закрыта: нет части!

 ссылка:
До сегодняшнего дня я не верю
Но кто и вы будете скучать
Тогда разделите Путь как ветку

Отныне и до сих пор
Мое сердце все еще любит тебя
Но я буду отставать от себя
Потому что любовь не навязчива.
Survey: Is the lyrics correct? Yes No